Fanoratana
The officer dictates one sentence and you write it (3 tries). Have someone read these to you in English.
Washington was the first President.
Washington no Filoha voalohany.
The capital of the United States is Washington, D.C.
Ny renivohitr'i Etazonia dia Washington, D.C.
The President lives in the White House.
Ny Filoha dia monina ao amin'ny Trano Fotsy.
Independence Day is in July.
Amin'ny volana Jolay ny Andron'ny Fahaleovantena.
Citizens can vote.
Afaka mifidy ny olom-pirenena.
Mexico is south of the United States.
I Meksika dia eo atsimon'i Etazonia.
Canada is north of the United States.
I Kanada dia eo avaratr'i Etazonia.
The flag is red, white, and blue.
Mena, fotsy ary manga ny saina.
People pay taxes.
Mandoa hetra ny olona.
New York City was the first capital.
New York no renivohitra voalohany.
We have fifty states.
Manana fanjakana dimampolo isika.
Lincoln was the President during the Civil War.
Lincoln no Filoha nandritra ny Ady an-trano.